|
|
|
|

Entry1  mavany
Root  2 vany
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 masiaka, henjana [Sihanaka] [1.78]
5 Olon-doza sy masiaka ary ratsy saina ka tsy misalasala hamono, mahavanon-doza: Aza sendra izay olona mavany ihany: ny loza azo, ny baraka afaka
6 Mpanao hasomparana, mpila sotasota sady tsy matahotra no tsy menatra ny bila sotasota: Tsy ela dia lasana ihany -- ' lay rahona kely mavany -- ka volana roa mibaliaka -- no hitako samy sariaka (Jean Narivony) [1.1]
Explanations in French  7 hardi, qui ose tout, fort [1.3#810]
Synonyms  8 mavanivany
All compound words  9 vahimavany

Anagrams  10 mañavy, manavy, 11 mañiva, maniva, mavany, 12 mavina, 13 mivaña

Updated on 2025/11/27