|
|
|
|

Entry1 fahasahiana
Root  2sahy
Part of speech  3 noun
Explanations in Malagasy  4 Tsy fahatahorana mahatonga hisetra loza na zava-tsarotra [1.1]
Explanations in French  5 courage, audace, hardiesse [1.3#558]
Examples  6 Afa-tsy ny tanjany, hita ho nanana fahasahiana sy herin-tsaina koa izy. [2.472]
Morphology 
7 Simple :
8 Prefixed :
Synonyms  9hasahiana

Anagrams  10 fahasahiana, 11 fahasiahana

Updated on 2025/09/12