Entry | 1 faharovitana |
Part of speech | 2 noun |
Root | 3 rovitra |
Morphology |
|
Examples |
6 [2.499] Hitan' ise ve ny faharovitan' ny lamba? 7 [2.4] Ao ny tampina fantatra fa natao noho ny faharovitana, ao kosa ny hita miharihary fa niniana natao |
Updated on 2025/07/29 |
![]() |