Entry triatra
Part of speech adjective
Malagasy definition Rovitra, tataka: Triatra ny akanjoko
¶ Vaky, tsefaka: Triatra ny rindrin' ity trano ity izany [Rajemisa 1985]
Derivations 

Entry Triatra
Part of speech name (newspaper)
Web http://triatra.info
Copyright Triatra

2018/11/03