Entry tatàka
Part of speech noun
Malagasy definition Paipaika kely mitohitohy; pipika heno rehefa manantsody landy. [Rajemisa 1985]
Vocabulary 
Derivations 

Entry tataka
Part of speech noun
Malagasy definition Rovitra somary lavalava, mitsifaka: Tataka ny zipony
¶ Misy banga na tatatra na loaka somary lavalava: Tataka ny fefiloha ka lasa namonjy daholo ny vatan-dehilahy
¶ Nahafahana betsaka (harena), foan-tanana, lany harena: Tataka ny haren-dRakoto ~ Tataka Rakoto [Rajemisa 1985]
 rovitra lavalava [SLP 1986]
English definition a slit [Hallanger 1973]
French definition coupe en longueur [Hallanger 1974]
French definition fente [SLP 1986]
Derivations 

2012/09/11