Entry riatra
Part of speech   Unspecified
Malagasy definition   Lasa, lasa nandositra, niparitaka: Vao nipoaka ny basy, dia riatra ny vorona teo ambony hazo
¶ Mirintona, miala an-katezerana. [Rajemisa 1985]
Derivations  

Entry riatra
Part of speech   adjective
Malagasy definition   [Tambahoaka] rovitra [Rakotosaona 1972]

Entry riatra
Part of speech   noun
Malagasy definition   [Tanosy] hirika, loaka [Rakotosaona 1972]

2010/01/10