|
|
|
|

Entry1  karazana
Root  2 razana
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Sokajin' olona, biby na zavamaniry mitovitovy toetra amam-pomba: Ny alika, hono, no maro karazana indrindra amin' ny biby rehetra [1.1]
5 taranaka eo amin'ny zavamiaina [1.13]
Explanations in English  6 a kind, a sort, a species [1.7]
Explanations in French  7 taranaka iray loharano niandohana ka misy ifanahafana eo amin' ny endrika amam-bika ary toetra:
8 Efa karazan-dry zareo mihitsy ny lava ranjanana.
9 Antoko na sokajin' ny manana toetra amam-pomba iraisana:
10 Ny enina amin' ny karazana reniala valo misy maneran-tany dia tsy hita afa-tsy eto Madagasikara. [1.60#587]
11 espèce [1.8, 1.13]
12 sorte, descendance [1.8]
13 race, type, variété [1.13]
14 (toute l'île) (de raza : lignée, lignage, descendance ; la même racine a donné razana : les ancêtres ; elle est dérivée du même mot sanscrit qui a donné le français « race » et l'italien « razza »). Pour les plantes : lignée (au sens génétique), clône pour les plantes qui se multiplient par bouture ; cultivar. Par extension ce mot est pris souvent dans le sens d'espèce ou de variété taxinomique. [1.196]
Examples  15  Ny sasany nilaza fa karazana Pygmées ny Kimosy. [2.508#]
16  Takaitra miteraka takaitra hafa ary maro karazana. [2.472#]
17  Tsy maintsy antoka hafa karazana no hatao fototra. [1.369#]
Morphology 
18  Simple :
Vocabulary  19  Relationships: (in general)
All compound words  20  3 combinations of this word
Proverbs  21  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/17