| Entry | 1 firazanana |
| Root | 2 razana |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Foko niaviana: Inona no firazananareo?
[1.1] |
| Explanations in English |
5 Ancestry, lineage, progeny, pedigree, race, generation, genealogy, clan.
[1.2] 6 ancestry, descent [1.7] |
| Explanations in French |
7 lignée des aieux
[1.54] 8 lignée [1.8] |
| Examples |
9 Ireo karazana firazanana izay ambony aminy no inoany sy ivavahany.
[2.445#]
10 Mahatsiaro ny firazanana tsy mitovy sy ny foko samihafa rahateo izy; [2.895#] |
| Vocabulary | 11 Relationships: family |
| All compound words | 12 2 combinations of this word |
| Article | 13 Randzavola: firazanana ao amin' ny Baiboly |
| Updated on 2025/11/17 |
|