Entry raviravy
Part of speech noun
Malagasy definition Rozaroza, fihantonan-javatra miramborambo; enti-milaza koa ny fanolikolena na fampanantenana zavatra entina hitaomana olona
Mitovy hevitra: mihantona ~ mikiramborambo ~ mikiraviravy ~ mikirazorazo ~ mikirombaromba ~ mikirozaroza ~ mikivilivily ~ miramborambo ~ mirazorazo ~ mirozaroza ~ misahondrahondra ~ mitarozaka ~ mitarozaroza [Rajemisa 1985]
Derivations 
Quotes 

2013/06/08