|
|
|
|

Entry1  mikiraviravy
Root  2 kiraviravy
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Mihantona mila hirotsaka tsy mitehika amin' ny tany: Dia nikiraviravy teo ambony hazo teo ilay zazalahy noho ny tahony an' ilay biby. [1.1]
Explanations in French  5 être suspendu, se suspendre, pendiller: Esory io famantaranandro mikiraviravy io, fandrao vaky (Enlevez cette montre qui est suspendue de peur qu’elle ne se casse) ~ Mahery mikiraviravy eny ambony hazo io zazalahy io (Ce garçon aime à se suspendre aux arbres). [1.3#335]
Examples  6  Raha mikiraviravy amin' ny tady ianao: fahakiviana, hisy tsy fanambinana. [1.381#]
7  mikiraviravy foana eran'ny hazo eny izy, sady biby adala ka tsy matahotra na mandosi-davitra akory na dia mahare feom-basy aza; [1.335#]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Updated on 2025/11/11