Entry misahondrahondra (sahondrahondra (hondrahondra))
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
Examples   Ny tarehiny notarafin'ny hamenan'ny masoandro, ka hoatra ny volamena manganohano, ao anatin'ny volony misahondrahondra matevina sady lava, nigagan'izay rehetra nifanena taminy. [Rajohanesa: Kintana]

Updated on 2012/06/26
A form to send us your comments