| Entry | 1 mitarozaka |
| Root | 2 tarozaka |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Mihantona miraviravy, mikiraviravy, mirazorazo, mikirazorazo: Tapaho any io tady mitarozaka eo amin' ny lavarangana io.
5 Maharitra ela toa tsy misy farany: Tapaho haingana izay hevitrao fa mitarozaka izany resaka izany. [1.1] |
| Explanations in English |
6 to hang down, to hangout.
[1.2] |
| Explanations in French |
7 être long, fluet et pendant, pendiller.
8 être redit sans cesse, durer longtemps. [1.3] |
| Morphology |
|
| Other spellings | 12 mitarozika |
| Anagrams | 13 mikaozatra, 14 mitarazoka, 15 mitarozaka |
| Updated on 2025/09/12 |
|