| Entry | 1 rava |
| Part of speech | 2 participle |
| Explanations in Malagasy |
3 Simba tanteraka, potika: Ravan' ny rivo-doza ny tranony ka tsy nahita hialofana izy ~ Vao telo taona monja dia rava ny fanambadian' izy roa
4 Tsy misy na inona na inona mijanona, fongana, foana: Rava ny fikasanay 5 Mihahaka, miparitaka: Rava ny tafika ~ Efa rava ny kilalao vao tonga ianao [1.1] |
| Explanations in English |
6 ruined, destroyed
[1.7] |
| Explanations in French |
7 démoli, détruit
[1.8] |
| Examples |
8 Tsy ela dia rava ny trano;
[2.470]
9 Teo no rava ny tafiky Ramanantsoa, teo izy tenany no azo sambo-belona. [2.472] |
| Morphology |
|
| Derivatives |
|
| Analogs | 29 ambonyambany, 30 fongana, 31 levona, 32 miongana, 33 mirodana, 34 rota, 35 simba, 36 tsymisyvatomifanongoa |
| All compound words | 37 7 combinations of this word |
| Anagrams | 38 rava, 39 vara |
| Updated on 2025/11/09 |
|