Entry (1/2) | 1 mandrava |
Part of speech | 2 active verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Manimba, mandevona, manongotra: Nandrava ny tanànan' i Toamasina ilay rivo-doza tamin' ny 3 marsa 1927 hevitra an' ohatra: Ny ahiahy mazàna mandrava fihavanana Mamaha, manasaratsaraka: Mandrava fiarakodia Mandefa, manaparitaka, mampihahaka: Ny orana no nandrava ny mpivory. |
Explanations in English |
4 [1.7] to ruin, to destroy; to tear down; to dismiss a meeting |
Explanations in French |
5 [1.8] ruiner, démolir; lever une séance, une réunion |
Examples |
6 [2.5#] Fa izay mamorona tsy maintsy mandrava. 7 [2.48] Ary rahefa vita ny vaky volo dia mandrava trano izay atao lapa hamorana. |
Root | 8 rava |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 18 Proverbs containing the word mandrava |
Entry (2/2) | 19 mandravà |
Part of speech | 20 imperative of active verb mandrava [Full list] |
Explanations in Malagasy |
21 [1.1] |
Root | 22 rava |
Anagrams | 23 andravam, mandravà, mandrava |
Updated on 2025/06/19 |
![]() |