Entry rary
Part of speech   noun
Malagasy definition   Aretina, rofy, fanaintainana [Rajemisa 1985]
French translation   mal, douleur, souffrance [Abinal 1888]
Derivations  

Entry rary
Part of speech   noun
Malagasy definition   Hira vavaka fanaon' ny vehivavy ho fangatahampitahiana ho an' ny mpiantafika. [Rajemisa 1985]
French translation   prière que les femmes chantaient en choeur et en se dandinant légèrement pour les soldats qui étaient à la guerre [Abinal 1888]
Derivations  

Entry rary
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fanaovana ny ahitra na ny rindra mifampidipiditra mba ho tonga tsihy na satroka, fandrandranana ahitra na rindra. [Rajemisa 1985]
   fandaminan-javatra hirindra sy hiray hina na fomba firafitra [SLP: Voambolana]
French translation   tresse, action de tresser, d'entrelacer des joncs, de la paille, des bambous
¶ figuré: action d'arranger, de réconcilier [Abinal 1888]
French translation   armure, armature
¶ rary efamira: armature nattée
¶ rary flamand: appareil flamand. [Vocabulary: Economy: buildings, public works]
¶ rary fototra: armature fondamentale
¶ rary frantsay: appareil français. [Vocabulary: Economy: buildings, public works]
¶ rary maroloha: armure complexe
¶ rary mitovy andalana: armure cannelée
¶ rary tsindrimaro: armure satin
¶ rary vaovao: armure sergée
¶ rary voa roa: armure croisée
¶ rary voa tokana: armure simple ou toile
¶ rary vy: tresse métallique [SLP: Voambolana]
Examples   Voly madinika, rary tsihy sy harona, fanaova-mofogasy sy rary karazany maro no anton-draharahan' I Katy,isan' andro tsy tapaka. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 138]
Derivations  
Compound words, titles, names  

Entry rary
Part of speech   noun
Malagasy definition   fandrarana [Antesaka] [Rakotosaona 1972]

Updated on 2015/03/13