Entry mankarary (rary)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mahatonga tsy ho salama, manome aretina: Nankarary azy ilay voankazo monta nohaniny
¶ Mampalahelo, manindrona: Nankarary azy ny teninao [Rajemisa 1985]
Morphology 
mankarary
nankarary
hankarary
Quotes 

2010/05/14