Entry erika
Part of speech noun
Malagasy definition Orana madinika sy manify nefa mahalena rehefa mijojo elaela
¶ Laviana, roram-piso, amanim-boalavo [Rajemisa 1985]
English definition drizzling rain [Hallanger 1973]
French definition pluie fine, crachin [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Examples 
1Nijojo ihany ny erika. [Andriamalala: Taolambalo, page 144]
2Fa nikija ihany ny erika. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 129]
3Midona kanefa tsy fahavaratra, fa erika kely no re mifafy. [Razafindrafidy: Embona]
Quotes 

Entry erika
Part of speech adverb [full list]
English definition  [Provincial] an expletive, used as follows: Ataovy erika (Do it again, continue) ~ Avia erika (Come now) ~ Sahaza erika (quite enough) Tiako erika izy (I love him still) [Richardson 1885]

2017/08/30