Entry rakotra
Part of speech noun
Malagasy definition  [Sihanaka, Tanala] takotra, sarona [Rakotosaona 1972]
 Zavatra atao eo ambony zavatra hafa mba tsy hahitana azy na hiarovana azy: Rako-pandriana
¶ Sarona
¶ Vato fisaka lehibe izay narakotra ny loaka azo nidirana tao antampon' ny vavahady taloha raha nikodiavana kodiarambato lehibe izay natao hidiny ny vavahady [Rajemisa 1985]
English definition a cover of any kind. See Takotra. [Richardson 1885]
 a cover [Hallanger 1973]
French definition couvercle, ce qui couvre [Hallanger 1974]
Derivations 
Compound words, titles, names 

Entry rakotra
Part of speech passive verb
French definition couvert [Hallanger 1974]
Examples Rakotra ny tany sy ny tokotany rehetra: [Andraina: Mitaraina, page 36]

2018/08/15