Entry rakofana (rakotra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Asiana zavatra eo ambony mba tsy hahitana azy na hiarovana azy amin' ny hatsiaka...: Rakofy io zaza io sao mangatsiaka [1.1]
Explanations in English See Rakotra [1.2]
 To be covered [1.7]
Explanations in French Qu'on couvre [1.8]
Morphology 
Present : rakofana, rakofako, rakofanao, rakofany, rakofantsika, rakofanay, rakofanareo, rakofan', rakofan-, rakofam-, rakofa-
Past : norakofana, norakofako, norakofanao, norakofany, norakofantsika, norakofanay, norakofanareo, norakofan', norakofan-, norakofam-, norakofa-
Future : horakofana, horakofako, horakofanao, horakofany, horakofantsika, horakofanay, horakofanareo, horakofan', horakofan-, horakofam-, horakofa-
Imperative : rakofy

Anagrams 

Updated on 2023/01/20