Entry | 1 mandrakotra |
Root | 2 rakotra |
Part of speech | 3 active verb |
Explanations in Malagasy |
4 Manisy zavatra eo amboniny mba tsy hahitana ny ao anatiny na hiarovana azy: Mandrakotra fandriana ~ Mandrakotra vilany [1.1] |
Explanations in English |
5 to cover, to shelter. [1.2] 6 to cover [1.7] |
Explanations in French |
7 couvrir [1.8] |
Examples |
8 Vary, fary, akondro, kininina, mangahazo, voanjo, no mandrakotra ilay tany.
[2.472]
|
Morphology |
|
All compound words |
|
Anagrams | 14 mandrakotra, 15 mandrokatra |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |