|
|
|
|

Entry1  fandrakofana
Root  2 rakotra
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Zavatra entina mandrakotra
5 Fanasiana zavatra eo ambonin' ny zavatra hafa mba tsy hahitana azy na mba hiarovana azy [1.1]

Updated on 2025/09/12