Entry arakotra (rakotra)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Entina mandrakotra: Bodofotsy roa arakotra azy fa manavy mihararetra izy [1.1]
Explanations in English Used of that employed as a cover. [1.2]
Explanations in French Avec quoi on couvre [1.3]
Examples Ampodiny ny mpisikidy amy ny itoerana ny ozatra, teriterena ampodina, vao izay asiana ny ody tsimpimpĂ­na arakotra azy. [2.48]
Morphology 
Present : arakotra, arakotro, arakotrao, arakony, arakotsika, arakotray, arakotrareo, arakotr', arako-, arakotry
Past : narakotra, narakotro, narakotrao, narakony, narakotsika, narakotray, narakotrareo, narakotr', narako-, narakotry
Future : harakotra, harakotro, harakotrao, harakony, harakotsika, harakotray, harakotrareo, harakotr', harako-, harakotry
Imperative : arakofy

Anagrams 

Updated on 2023/01/20