Entry rahateo (raha, eo)
Part of speech adverb [list]
Malagasy definition Mitovy hevitra amin' ny hoe "efa" sady fampiasa mifamaly aminy matetika: Efa tonga rahateo izy ka tsy ilaina hantsoina [Rajemisa 1985]
English definition already [Richardson 1885, Hallanger 1973]
 heretofore, beforehand [Richardson 1885]
 in advance [Hallanger 1973]
French definition déjà [Abinal 1888, Hallanger 1974]
 auparavant [Abinal 1888]
 à l'avance [Abinal 1888]
 d'avance [Hallanger 1974]
Examples 
1Tao rahateo koa no nihinanana. [Andraina: Mitaraina, page 68]
2Ny fahoriam-piainana manaikitra rahateo. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 127]
Vocabulary 

2015/04/19