| Entry | 1 raha tany |
| Elementary words | 2 raha, 3 t~, 4 any |
| Part of speech | 5 locution |
| Explanations in Malagasy |
6 toy ny raha tsotra ihany, saingy manantitrantitra kokoa ny fisian' ilay fepetra: Raha tany mihira ianao, dia homeko vola [1.1#807] |
| Explanations in French |
7 si par hasard, supposé que, dans le cas où [1.3#499] |
| Examples |
8 raha tany misy hotsaka, misy sahona
[2.69#247]
9 Tsy maninona, raha tany manta, feno herana sy tsilo, ilay tany [2.472#150] |
| Other spellings | 10 rahatahinyka |
| Anagrams | 11 haiñatra, 12 itrahana, 13 raha tany |
| Updated on 2025/10/11 |
|