|
|
|
|

Entry1  raha tahiny ka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 toy ny raha tsotra ihany, saingy manantitrantitra kokoa ny fisian' ilay fepetra: Raha tahiny ka mihira ianao, dia homeko vola [1.1#807]
Examples  4  Ny afo arehitra raha tahiny ka mba diso aoriana kely izahay [2.332#19]
5  ireo mpihevitra fa andevozina ny sainy raha tahiny ka mino izy [2.313#89]
6  inona no fampiononana ataony amin' ilay anankiray raha tahiny ka mba malahelo koa izy io? [2.314#51]
Other spellings  7 raha tany

Updated on 2025/11/02