Entry raharaha
Part of speech   noun
Malagasy definition   Asa andaniana ny andro: Mikarakara to [...]
¶ Anton' asa ivelomana: Manjaitra no ra [...]
¶ Asa, taozavatra, lahasa: Misy raharah [...]
¶ Adidy: Aza miditra amin' izany ianao [...] [full text in Rajemisa 1985]
   taozavatra madinika ao antokantrano [SLP: Voambolana]
English translation   occupation, work, business, employment. Comp. the provincial Raha. [Richardson 1885]
   affairs, business, work [Hallanger 1973]
French translation   affaires; occupation, travail [Hallanger 1974]
French translation   ouvrage [SLP: Voambolana]
Examples   Herinandro iny ihany dia nokarakaraina ny raharaha. [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 93]
Derivations  
Compound words, titles, names  
Quotes  

Updated on 2017/04/06