| Entry | 1 firaharahana |
| Root | 2 raharaha |
| Part of speech | 3 noun |
| Explanations in Malagasy |
4 Fikarakarana: Firaharahanany fanambadian' ny zokinay no ivorian-dry dada sy neny ao
5 Fiheverana, fieritreretana: Mahagaga ny tsy firaharahan' ny tanora sasany ny hoaviny 6 Fiahiana, fikanonkanonana: Ny firaharahana tokantrano ve dia an' ny vehivavy irery [1.1] |
| Explanations in French |
7 l'occupation, le soin, la délibération
[1.3] |
| Examples |
8 dia andro tsy firaharahana ny amin' izany, satria mbola miongy.
[2.69#]
9 Inona ny dikan' ny asan' ny Quart Monde raha toa ka ny tsy firaharahana ny mahantra no ho sandany? [1.369#] |
| Vocabulary | 10 Philosophy |
| All compound words | 11 2 combinations of this word |
| Updated on 2025/11/17 |
|