Entry miraharaha (raharaha)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mikarakara: Tsy miraharaha ny zanany akory izy
¶ Mihevitra, mieritreritra, midinika: Miraharaha ny amin' ny fanambadian' ny zanany ireofianakaviana roa ireo
¶ Miahy, mikanonkanona: Rakoto no miraharaha ny varotray [Rajemisa 1985]
English translation   to consult, to deliberate, to do business. [Richardson 1885]
   to deliberate; to do business; to occupy oneself with something [Hallanger 1973]
French translation   délibérer; s'occuper de quelque chose; administrer [Hallanger 1974]
Examples   mahery setra, tsy mitsitsy raha mamely, sarotiny amin' ny fampandehanana ny asa, tsy miraharaha ain' olona. [Andraina: Mitaraina, page 185]
Morphology  
miraharaha
niraharaha
hiraharaha
miraharahà

Entry miraharahà (raharaha)
Part of speech   imperative of active verb miraharaha [list]
Malagasy definition   [Rajemisa 1985]
French translation   [Abinal 1888]

Updated on 2013/05/06