Entry | 1 orinasa marorantsana |
Elementary words | 2 orinasa, 3 marorantsana |
Part of speech | 4 locution |
Explanations in French |
5 société multinationale [1.13] |
Examples |
6 Fa miavaka amin' ireny i Afrika Atsimo, izay na taloha na taorian' ny fanavakavaham-bolon-koditra, dia sady nahay nitsofoka tamin' ny orinasa marorantsana erantany no namorona ho azy koa tao aminy
[4.27]
|
Vocabulary | 7 Economy: (in general) |
Updated on 2025/09/12 |
![]() |