| Entry (1/3) | 1 orina |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 Fanatsatohana; fananganana trano, vohitra, taozavatra samihafa; fametahana zavatra ho mafy; fiandoham-pikarakarana amin' izay atao
[1.1] |
| Explanations in English |
[1.2] |
| Explanations in French |
4 action de planter, de fixer dans la terre, de bâtir, de construire, de se fixer en un endroit
[1.3] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 19 8 combinations of that word |
| Entry (2/3) | 20 orina |
| Root | 21 otra |
| Part of speech | 22 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
23 Enti-milaza faritra iray amin' ny tena, na ny tena manontolo mihitsy, izay safoina sady tsindriana amin' ny tanana ampandehandehanina mba hampahalefadefaka ny hozatra
[1.1] |
| Explanations in English |
24 to be massaged, to be rubbed
[1.7] |
| Explanations in French |
25 qu'on frictionne, qu'on masse, qu'on fait passer et repasser entre les mains
[1.3] 26 qu'on masse, qu'on frictionne [1.8] |
| Morphology |
|
| Entry (3/3) | 31 orina |
| Root | 32 ory |
| Part of speech | 33 adjective |
| Explanations in Malagasy |
34 Atao izay hampahantra azy; botrina
[1.1] |
| Explanations in French |
35 qu'on appauvrit, qu'on rend malheureux
[1.3] |
| Anagrams | 36 anory, 37 arony, 38 irona, orina, 39 ranoy, 40 riano, 41 riona, 42 roiña, roina |
| Updated on 2025/12/08 |
|