Entry fanorenana (orina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fananganana, fampijoroana, fanatsatohana: Fanorenana trano fitsaboana [1.1]
 Fanamboarana, fananganana [1.13]
Explanations in English A foundation. See fanambaniny (ambany). [1.2]
 The act of founding; a foundation [1.7]
Explanations in French Action de fonder; fondation [1.8]
 Construction [1.13]
Examples 
1ny tahotra an-dRakelimalaza no isan' ny fanorenana ny fahefam-panjakana. [2.508]
2Rehefa vita ny lafiny telo amin' ny fanorenana ny Fehifehy: Tatao sy Jiro; [2.245]
Compound words 
Articles 

Anagrams 

Updated on 2023/08/12