| Entry | 1 orenana |
| Root | 2 orina |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 tsatohana: Terỳ amoron' ny renirano no norenana ny lay.
5 ananganana: Tsy azo orenana trano, hono, eto fa hisy lalana hatao. 6 ilana, ananganana (ady): Norenany ady tamin' ny taniko aho. [1.1] |
| Morphology |
|
| Anagrams | 11 anareno, 12 anerano, 13 anorena, 14 onerana, 15 orenana |
| Updated on 2025/09/12 |
|