Entry hontsa
Part of speech adjective
Malagasy definition malemy, trotraka: Hontsan' ny hanoanana
¶ feno alahelo amin' ny fahitana olona niharan-doza na fadiranovana: Hontsa aho nahita azy mianaka kely mitofezaky ny hanoanana
¶ ngoly, vonto: Hontsan' ny fitiavana azy koa ny anao ka tsy avala handeha any [Rajemisa 1985]
French definition mou, comme ce qui est bien cuit, fatigué, harassé; fig. pénétré d’un vif sentiment de joie ou de tristesse [Abinal 1888]
Derivations 
Examples 
1hontsan' ny hanoanana izy (il est harassé de faim) [Abinal 1888, page 266]
2hontsan’ ny alahelo izy (il est accablé de tristesse) [Abinal 1888, page 266]
3hontsan' ny fitiavana an’ Andriamanitra izy (il est pénétré d’amour pour Dieu [Abinal 1888, page 266]

Entry hontsa
Part of speech noun
Malagasy definition  [Tanala] tantely tampohan-drano ho sotroina [Rakotosaona 1972]
 ranom-panafody nomamiana [SLP 1986]
French definition potion, sirop
¶ hontsa fariafana kohaka: potion pectorale [SLP 1986]
Vocabulary 

2015/05/15