|
|
|
|

Entry (1/2)1  manompa
Root  2  ompa
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4  Manozona, maniry ratsy ho an' olona: Tsy manompa azy aho, fa raha mitohy izao hakamoany tzao tsy hanam-bariraiventy izy
Manao teny manaratsy, manao teny maharary: Nanompa ahy izy ka tsy maintsy mba tevatevaiko koa [1.1]
Explanations in English  5  to revile, to abuse, to vilify. [1.2]
6  to use foul language to threaten; to curse [1.7]
Explanations in French  7  maudire, menacer d'un langage grossier [1.8]
Examples  8  Rotsakazo kely izay no ikapohany azy, sady manompa sy miteny ratsy ireto zanany. [2.470]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Analogs  13  manozona, misahato, mitsitsika, misariko, manalikalika, manevateva, maniratsira, mikizaka, manao vava ratsy, manao teny maharary

Entry (2/2)14  manompà
Root  15  ompa
Part of speech  16  imperative of active verb manompa [Full list]
Explanations in Malagasy  17  [1.1]
Explanations in French  18  [1.3]

Anagrams  19 manampò, 20 manompa, manompà, 21 mpamòna

Updated on 2025/09/19