| Entry (1/2) | 1 ompana |
| Root | 2 ompa |
| Part of speech | 3 passive verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Ozonina: Nompany tsy habita variraiventy aho.
5 Ozonina hifamotitra amin' ny havana akaiky: Nompany amin' ny anadahiny izy. 6 Asiana teny ratsy, alikalikaina, tsizarizaraina: Nompany aho dia lasa izy, tsy lefitro izany fanalikalikana ahy izany.. [1.1] |
| Explanations in English |
7 to be reviled, to be abused..
[1.2] 8 to be abused with foul language. [1.7] |
| Explanations in French |
9 à qui on souhaite du mal, qu'on menace d'un malheur; qu'on maudit d'inceste.
[1.3#464] 10 à qui on adresse des mots grossiers, des malédictions. [1.8] |
| Morphology |
|
| All compound words | 15 3 combinations of this word |
| Entry (2/2) | 16 ompana |
| Part of speech | 17 noun |
| Explanations in Malagasy |
18 Fandraiketana mafy; fanerena hiankina amin-javatra.
[1.1] |
| Explanations in French |
19 action d'attacher des objets ensemble.
[1.3#465] |
| Derivatives |
|
| Anagrams | 26 ampo~na, 27 mañapo, 28 mañopa, 29 mpanao, 30 mpanoa, 31 ompana, 32 pañoma |
| Updated on 2025/11/11 |
|