|
|
|
|

Entry1  mpanjanatany
Elementary words  2  mpanjanaka, 3  tany
Part of speech  4  noun
Explanations in French  5  colonisateur, colonisatrice [1.66]
Examples  6  Ninoako mihitsy mantsy taloha fa afa-tsy ny mpanjanatany dia tsy maintsy mahita mpanampy azy amin' ny tolom-pahafahana ataony ny firenena iray te-hiavo-tena. [2.471]
7  Hahavokatra ihany angamba indray andro any ny nomena anarana hoe " tahirin' ny mpanjanantany". [2.472]
8  Tao ry Galliéni sy ny mpanjanantany, nanao izay hahafongotra ny Teny Malagasy, mba handringana ny firenena malagasy. [2.503]
9  Izy io anie rehefa vita fianarana ka hitan' ny mpanjanantany fahizay fa tovolahy namiratra dia notambatambazany karama be inefatra hoatra izay noraisiny tamin' ny Misiona mba híasa tany aminy, saingy nanda! [2.356]
10  Niray petsapetsa tamin' ny mpanjanatany izy, mba hamoriporitra ara-batana sy ara-tsaina ny Malagasy iray ra aminy! [2.529]
Morphology 
11  Simple :
Vocabulary  12  Politique
Other spellings  13  mpanjanantany

Updated on 2025/09/12