| Entry | 1 mpanjanantany |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 jereo mpanjanatany.
[2.356, 2.503, 2.472] |
| Examples |
4 Ny vola no fiasana nahery vaika indrindra nentin' ny mpanjanantany nandravaravana ny fiaraha-miaina malagasy.
[2.503#]
5 Tao ry Galliéni sy ny mpanjanantany, nanao izay hahafongotra ny Teny Malagasy, mba handringana ny firenena malagasy. [2.503#] |
| Vocabulary | 6 Politique |
| Updated on 2025/09/12 |
|