Entry | 1 mitodi-doha |
Elementary words | 2 mitodika, 3 loha |
Part of speech | 4 locution |
Examples |
5 raha tsy manome izy fa fatra-pampolapolaka antsika dia tsy mba manana antsika fa mitodi-doha hiverina any amin'ny anaran'ineny isika sy ny lambantsika [2.131] 6 Matetika, hono, mitodi-doha miantsinanana aty amintsika aty izy, toa takatro mametsovetso hoe: [2.470] |
All compound words |
|
Updated on 2025/08/10 |
![]() |