Entry mitodika (todika)
Part of speech active verb
Malagasy definition Mihodina (enti-milaza ny loha na ny maso mihodina na miherika amin' ny zavatra na olona eo anindrana na any an-damosina), miherika: Aza mitodika lava any aoriana ao ampiangonana ~ Tsara ihany ny mitodika ny Iota mba hianarana mitsinjo ny ho avy [Rajemisa 1985]
English definition to turn to look; to turn around, to turn toward something [Hallanger 1973]
French definition tourner la tête vers quelque chose, se tourner vers quelque chose [Hallanger 1974]
French definition s'orienter vers, se diriger vers [SLP 1986]
Morphology 
mitodika
mitodi-
nitodika
nitodi-
hitodika
hitodi-
mitodiha
Compound words, titles, names 
Examples 
1Fa tsy mbola novalianao ny fanontaniako faharoa, hoy indray izy nitodika tany amiko. [Andriamalala: Ranomasina, page 58]
2tsy mahazo mitodika na mihemotra rahefa miady, tsy azo alaina ny zavatra amin' ny miaramila maty afa-tsy ny fiadiana. [Andraina: Mitaraina, page 201]
Quotes 

2014/02/04