Entry mitily (tily)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bezanozano] mitsikilo [Rakotosaona 1972]
   [Sihanaka] mandinika [Rakotosaona 1972]
   Mitsikilo, manao andry maso ny asa, fihetsika, tanin' olona ka tsy hitany: Mitily izay rehetra ataoko izy
¶ Mizaha taratra, mitaratra: Rakoto no hitily ny fahavalo
Mitovy hevitra: manao andry maso ~ manarangarana ~ manazangazana ~ mandry tsy aman' afo ~ miambina ~ miandry ~ mijery fandry ~ mikendry ~ mitaratra ~ mitsikilo ~ mizaha taratra [Rajemisa 1985]
   manao andry maso mba hikendrena zavatra iray [SLP: Voambolana]
French definition   guetter [SLP: Voambolana]
Morphology  
mitily
nitily
hitily
mitilia

Entry mitily
Part of speech   active verb
Malagasy definition   [Bara] misidintsidina, manidina avo [Rakotosaona 1972]

2014/09/28