Entry mandry tsy aman' afo (andry, tsy, amana, afo)
Part of speech expression
Malagasy definition enti-milaza an' ireo mpiambina taloha izay nandrinandry tsy nahazo nanao afo fandrao fantatry ny olon-dratsy na ny fahavalo ny misy azy [Rajemisa 1985]
Analogues  mandry aman' afo

Updated on 2020/07/31