|
|
|
|

Entry1  mitsikilo
Root  2 tsikilo
Part of speech  3  active verb
Explanations in Malagasy  4 Manao ara-maso sy mihainohaino izay ataon' ny olona iray nefa tsy hitany: Mitsikilo izay rehetra ataonao anie Rangahy io ka mitandrema ianao.
5 Mitily, mitaratra, mizaha taratra: Ianao, rahampitso, no hitsikilo ny fahavalo. [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Updated on 2025/09/12