Entry (1/3) | 1 mikarakara |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 misaritaka [Bezanozano]
[1.78] |
Entry (2/3) | 4 mikarakara |
Root | 5 karakara |
Part of speech | 6 active verb |
Explanations in Malagasy |
7 Mitandrina, manao izay hahasoa fatratra sy manokana: Mikarakara tokoa ny vadiny Ramatoa iny Miahy, miraharaha: Tsy natao hikarakara ny baolina aho Manamboatra, manomana: Efa misy mikarakara ve ny sakafon' ny vahiny Mifehy, mitondra, manapaka: Iza no mikarakara ity faritany ity? [1.1] |
Explanations in English |
8 to take care of, to look after [1.7] |
Explanations in French |
9 prendre soin de; se charger de [1.8] |
Examples |
10 Ny toe-pahasalaman' ny toby dia ny mpimasy no mikarakara azy.
[2.472]
|
Morphology |
|
Entry (3/3) | 15 mikarakarà |
Root | 16 karakara |
Part of speech | 17 imperative of active verb mikarakara [Full list] |
Anagrams | 18 mikarakara, mikarakarà, 19 mirakaraka |
Updated on 2025/09/20 |
![]() |