Entry fondrana
Part of speech   noun
Malagasy definition   Vodin' ny vatan' akondro tetehina ka ahahy dia dorana ary tantavanina, ka aharo amin' ny aika sy ny beravina mba handokoana ny landy voafoly ho mainty [Rajemisa 1985]
Derivations  
Compound words, titles, names  
Quotes  

Entry fondrana
Part of speech   adjective
Malagasy definition   vony, lokon-tamotamo [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
English translation   yellow, a yellow dye; the stump of the banana used in dyeing. [Richardson 1885]
Analogy   volo/colors/couleurs

Entry fondrana
Part of speech  
English translation   contraction of fiondranana. See ondrana. [Richardson 1885]

Updated on 2009/12/06