|
|
|
|

Entry1  ondranondranana
Root  2 ondranondrana
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4 Tsy ampiampy saina, misy kely, adaladala misy fihetsehany:
5 Ranona ve? izay angaha ianao vao nahafantatra fa ondranondranana izy iny? [1.1]
Explanations in English  6 silly, half-witted. [1.2]
Examples  7  Kanjo nony nibaribary ny marina, adala sy ondranondranana teo anoloan' ny zava-bita ny mpanangan-tsaho. [2.5#]
Synonyms  8 ondranana
Proverbs  9  Proverbs containing that word

Updated on 2025/11/13