| Entry (1/2) | 1 miliba |
| Root | 2 liba |
| Part of speech | 3 active verb |
| Explanations in Malagasy |
4 Manaram-po tanteraka, manao izay tiana sy danin' ny kibo: Miliba amin' ny fananany Rakoto
5 Mikarenjy, tia lalao sy fahafinaretana: Izay hianatra, nofy azy; miliba any amin' ny namany any foana izy [1.1] |
| Morphology |
|
| Analogs | 10 akanga, 11 angatra, 12 angelingely, 13 behaitraitra, 14 besiasia, 15 manampatra, 16 manampokaaina, 17 manaonydaninnykibo, 18 manarambatana, 19 manarampofahazazakamakakitayfotsyvolo, 20 manarampoohatranykaryanefitra, 21 manarampo, 22 manjehynyandroholava, 23 mialaliana, 24 mianjady, 25 migalabina, 26 migodana, 27 miharyzaka, 28 mihenjy, 29 mikarenjy, 30 tondrakaaniomananjaraizayhoampitsokahohitanao, 31 tsymijerynylany, 32 tsymitsapanyhofarany |
| Entry (2/2) | 33 milibà |
| Root | 34 liba |
| Part of speech | 35 imperative of active verb miliba [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | milibà, miliba |
| Updated on 2025/11/21 |
|