Entry akanga
Part of speech   noun
Malagasy definition   Karazam-borondia izay mipentimpentina mainty sy fotsy ny volony ary fatra-piara-dia maro ka sarotra vakina [Rajemisa 1985]
English translation   the guinea fowl, Numida mitrata, Pall. [Swa. ka'nga.] [Richardson 1885]
   the guinea hen [Hallanger 1973]
French translation   pintade [Rajemisa: Vakoka, Hallanger 1974]
Scientific name   Numida mitrata
Vocabulary  
Compound words, titles, names  
Quotes  
Toponymy   Place names having the word akanga (10)
Ambarinakanga
Ambatonakanga
  Ambohitrakanga
Ampandrianakanga
  Andranonakanga
Beakanga
  Iakanga
Kianjanakanga
  Maroakanga
Vohitrakanga
 
Analogy   akangalahy ~ akangavavy
Illustrations  

Entry akanga
Part of speech   noun
Malagasy definition   vahoaka, karilahy [Antemoro] [Rakotosaona 1972]
   Enti-milaza olona fetsifetsy sy fangoloka amin' ny halatra sy ny fanambakana [Rajemisa 1985]
English translation   a rascal [Provincial] [Richardson 1885]
French translation   les fripons et des gens rusés [Veyrières 1913]
Derivations  
Analogy   akangalahy ~ akangavavy

Updated on 2016/02/08