| Entry (1/2) | 1 migodana |
| Root | 2 godana |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Malalaka: Migodàna ny arabe aty an-drenivohitra Manaram-po: Migodàna itony zatovolahy sy vavy aty aminareo [1.1] |
| Explanations in English |
5 wide, as a road or the floor of a room. [1.2] |
| Examples |
6 Voalazany tamn' izany ny firentirentin' ny jirony amin' ny alina, ny fahabetsahan' ny fiara misosa amin' ny arabe migodana, ny fifanosehan' ny olona miantsena, ny mpivarotra hani-masaka sy ny magazay lehibe mahafinaritra misy fitaratra.
[2.470]
|
| All compound words | 7 be sakana migodana |
| Entry (2/2) | 8 migodaña |
| Part of speech | 9 active verb |
| Explanations in Malagasy |
10 manome tsiny, mankarary [Sihanaka]
[1.78] |
| Anagrams | 11 migodana, migodaña |
| Updated on 2025/10/18 |
|