Entry miempaka (empaka)
Part of speech   active verb
Malagasy definition   Mienda-koditra, miovaka: Efa miempaka be ihany ny tanako ka mbola lazainao ho tsy niasa ihany aho
Mitovy hevitra: mielakelaka ~ miendaka ~ mihalangalana ~ mikipaka ~ mikoan' ny nahiny ~ miompaka ~ miovaka ~ misendaka ~ misinda ~ mitakovana [Rajemisa 1985]
English translation   to swell and blister [Hallanger 1973]
French translation   être écorché, avoir des ampoules [Hallanger 1974]
Examples   Indray maka, niasa tsy nitsahatra nanariva andro mpiasa nanao lalana toy izany, ka niempaka sy nandeha ra ny felantanan' ny ankabeazany. [Andraina: Mitaraina, page 221]
Vocabulary  
Morphology  
miempaka
niempaka
hiempaka
Synonyms   miempakempaka
Quotes  

Updated on 2013/04/19