| Entry (1/3) | 1 misinda |
| Root | 2 sinda |
| Part of speech | 3 adjective |
| Explanations in Malagasy |
4 Mibilaka, mivena, misilaka
[1.1] |
| Entry (2/3) | 5 misinda |
| Root | 6 sinda |
| Part of speech | 7 active verb |
| Explanations in Malagasy |
8 Mihataka, miala, manalavitra: Nisinda teo anatrehanao izy raha vao nilazako izany. / Ao (anatin' ny fo) ny nofy novolavolaina -- izay nisinda nalaky, tsy hita -- Ao no rendrika ilay nantenaina -- ilay sambo nataoko ho tafita (J.J. Rabearivelo)
9 Misava: Efa nisinda ny zavona [1.1] |
| Morphology |
|
| Entry (3/3) | 14 misindà |
| Root | 15 sinda |
| Part of speech | 16 imperative of active verb misinda [Full list] |
| Explanations in Malagasy |
[1.1] |
| Explanations in French |
[1.3] |
| Anagrams | 17 misandy, misindà, misinda |
| Updated on 2025/11/20 |
|